EVENIMENT

-Missionaire Florin Popa: Misionera avy any Romanie hoan’ny Fiangonana Assemblée de Dieu eto Madagasikara, manana fo manokana hoan’ny fampianarana mahakasika ny Asa Misiona, hizara fampianarana hoan’ny Tanora, hitoriteny mandritran’ny Fitoriana Filazantsara ao amin’ny Nosy Betania Morondava.
-Mme Alina Popa: Misionera manao Asa @Vehivavy, hifampizara manokana sy hijoro vavolombelona amin’ireo Tanora zazavavy ao anatin’ny Atrikasa sy Fifanakalozan-kevitra hoan’ny Vehivavy.

Acest articol a fost publicat în Uncategorized. Pune un semn de carte cu legătura permanentă.